Aiza no ahitako ireo blocks ilaiko ao amin'ny Deriv Bot?
Mba hahitanao ny blocks ilainao hanamboarana ny bot trading automatique-nao ao amin'ny Deriv Bot, arahao ireto dingana ireto:
- Mandehana any amin'ny Bot Builder.
- Ao amin'ny Blocks menu, dia hahita lisitry ny sokajy ianao. Ivondronan'ireo sokajy ireo ny blocks. Safidio ny block tianao ka tarihina ho any amin'ny workspace.
Azonao atao koa ny mitady ny blocks tianao amin'ny alalan'ny search bar eo ambonin'ireo sokajy.






