Misy ve ny trading bot efa vonona amin'ny Deriv Bot?
Eny, azonao atao ny manomboka amin'ny bot efa vonona amin'ny alalan'ny fitaovana Quick strategy . Ho hitanao eto ny sasany amin'ireo paikady trading malaza indrindra: Martingale, D'Alembert, ary Oscar's Grind. Safidio ny paikady ary ampidiro ny parametra trading-nao, dia hoforonina ho anao ny bot-nao. Azonao atao foana ny manova ny parametra any aoriana.






