Inona avy ireo paikady be mpampiasa indrindra ho an'ny trading automatika?
Ny telo amin'ireo paikady be mpampiasa indrindra amin'ny trading automatika dia ny Martingale, ny D'Alembert, ary ny Oscar's Grind — efa voarindra mialoha ireo ka miandry anao ao amin'ny Deriv Bot.






