Inona ny Deriv Bot?
Rindrankajy fanamboarana paikady mifototra amin'ny web ho an'ny trading digital options ny Deriv Bot. Sehatra iray izay ahafahanao mamorona ny trading bot manokana anao amin'ny alalan'ny 'blocks' azo tarihina sy apetraka (drag-and-drop).






