Deriv Bot
Ataovy automatika ny trading ataonao amin'ny forex, Stock Indices, commodities, ary Derived Indices mandritra ny 24/7. Alaivo ny bot iray, ovay ny paikady efa vonona, na mamoronà ny anao manokana amin'ny alalan'ny sehatra drag-and-drop tsotra.

Nahoana no tokony hi-trade amin'ny Deriv Bot
Araho ny fahombiazanao
Jereo ny fomba fiasan'ny bot-nao mandritra ny fanatanterahany ny trade tsirairay, ary mandraisa fampandrenesana amin'ny alalan'ny Telegram.

Mahazoa fanampiana tafiditra ao anatiny
Idiro ny tutorial, ny torolàlana, ary ny fampahalalana ilaina mandritra ny fanamboaranao ny bot-nao.

Amorony amin'ny fomba hita maso ny paikadinao
Tantano fotsiny (drag), apetraho (drop), ary amboary ireo bloka sy indicator efa vonona eo amin'ny sehatra (canvas) mba hamoronana ny bot-nao. Tsy mila fahaiza-manoratra kaody ianao.

Manombohà amin'ny paikady malaza iray
Martingale, D'Alembert, Oscar's Grind, ary maro hafa—alaivo sy ovay ireo paikady mba hifanaraka amin'ny fomba trading-nao.
Manombohà amin'ny paikady malaza iray

Martingale, D'Alembert, Oscar's Grind, ary maro hafa—alaivo sy ovay ireo paikady mba hifanaraka amin'ny fomba trading-nao.
Amorony robot trading amin'ny dingana 4
Dingana 1
Misafidiana asset iray sy karazana trade
Dingana 2
Ametraho ny fepetra fividianana
Dingana 3
Ametraho ny fepetra fanombohana indray
Dingana 4
Alefaso ny bot





