Skip to main content

Deriv MT5 signals

Ny sampan-draharaha MT5 trading signals dia mamela anao hanao subscribe sy hanao copy ny trade ataon'ireo trader manam-pahalalana kokoa, na hanome ny paikadinao ho an'ny trader hafa amin'ny alalan'ny saram-pisoratra anarana.

Manaova copy ho azy ny trade ataon'ny manam-pahaizana amin'ny kaontinao Deriv MT5, na maimaimpoana na misy sara. Rehefa avy nanao subscribe tamin'ny trading signal iray ianao, dia averina ho azy amin'ny kaontinao trading Deriv MT5 ny dealin'ilay mpanome isaky ny manao trade izy.

Ny tombontsoa azo amin'ny fanaovana subscribe amin'ny MT5 trading signals

Ny trade ataon'ireo trader manam-pahaizana dia averina indray mihitsy amin'ny kaontinao.

Mitsitsy fotoana – ny fanaovana subscribe amin'ny signals dia mahatonga ny trade ho tonga hoazy.

Mora natao – tsy misy installation ilaina.

Fampahalalana feno momba ny fahombiazan'ny mpanome tsirairay.

Tsy misy saran'afenina na kaomisiona miafina.

Ahoana no fanaovana subscribe amin'ny MT5 trading signal

Dingana 1

Mankanesa any amin'ny MQL5 Signals

Ao amin'ny terminal trading MT5-nao, mankanesa any amin'ny Tools ary safidio ny MQL5 Signals.

Mankanesa any amin'ny MQL5 Signals

Dingana 2

Manaova subscribe amin'ny mpanome signal iray

Safidio ny mpanome signal tianao indrindra ary tsindrio ny hoe “Subscribe”.

Manaova subscribe amin'ny mpanome signal iray

Dingana 3

Vitao ny subscription-nao

Ovay ny fepetra trading sy risk management-nao. Avy eo dia tsindrio ny hoe “OK” mba hamitana ny subscription-nao.

Vitao ny subscription-nao

Ahoana no fanavaozana na fanafoanana ny subscription-nao

Dingana 1

Mankanesa any amin'ny My Statistics

Ao amin'ny panel Navigator, mankanesa any amin'ny Signals ary tsindrio ny hoe “My Statistics”.

Mankanesa any amin'ny My Statistics

Dingana 2

Safidio ny mpanome

Safidio ny mpanome signal tianao havaozina na hofoanana ny subscription-nao.

Safidio ny mpanome

Dingana 3

Havaozy na afoano ny subscription

Tsindrio ny hoe “Renew” na “Unsubscribe” mba hanavaozana na hanafoanana ny subscription-nao.

Havaozy na afoano ny subscription

Note:

  1. Ilaina ny kaonty MQL5 community mba hanaovana subscribe amin'ny trading signals. Raha mbola tsy manana kaonty ianao, mankanesa any amin'ny MQL5.com hisoratra anarana.
  2. Mba hanaovana subscribe amin'ny signals miharam-bola, ampidino vola ny kaontinao MQL5.
  3. Mpanome signal iray ihany no azonao anaovana subscribe amin'ny kaonty Deriv MT5 iray, isaky ny fotoana iray. Azonao ampiasaina hatramin'ny solosaina 3 samihafa ny signal-nao.
  4. Rehefa avy nanao subscribe tamin'ny signal iray ianao, dia tsy afaka manao trade manaraka fomba tsy ara-potoana (manually) amin'io kaonty Deriv MT5 io intsony.

Valin'ireo fanontanianao

Miankina amin'ny mpanome signal ataonao subscribe izany, sy ny saram-pisoratra anarana napetrany.
Alohan'ny hanaovana subscribe amin'ny mpanome signal iray, jereo ireo singa toy ny fahombiazany taloha, ny paikady trading ampiasainy, ary ny risk profile-ny. Tadiavo ny mpanome mifanaraka amin'ny fahazakan-drisikanao sy ny tanjonao amin'ny trading.

Miaraha amin'ireo trader 3 tapitrisa mahery
manerana izao tontolo izao

Sokafy ny kaontinao ao anatin'ny minitra vitsivitsy ary anombohy ny trading amin'ireo tsena eran-tany — forex, stocks, indices, sy ny maro hafa.

WhatsApp