Skip to main content

Ahoana ny fomba fifehezana ny fatiantoko amin'ny Deriv Bot?

Misy fomba maromaro ahafahanao mifehy ny fatiantoka rehefa mampiasa ny Deriv Bot. Ity misy ohatra tsotra momba ny fomba ampiharana ny fifehezana fatiantoka amin'ny stratejianao:

1. Amboary ireto variable manaraka ireto ary apetraho eo ambanin'ny Run once at start:

Stop loss threshold - Ampiasao ity variable ity mba hitahirizana ny fetran'ny fatiantoka azonao ekena. Azonao omena vidiny arakaraka izay tianao. Hijanona ny bot-nao rehefa mahatratra na mihoatra io vidiny io ny fatiantoka.

‍Current stake - Ampiasao ity variable ity mba hitahirizana ny vidin'ny stake. Azonao omena vidiny arakaraka izay tianao, kanefa tsy maintsy isa tsara (positive number) izany.

2. Amboary ny Purchase conditions. Amin'ity ohatra ity, hividy kontrat karazana Rise ny bot-nao rehefa manomboka izy ary aorian'ny fikatonan'ny kontrat iray.

3. Ampiasao logic block iray hijerena raha Total profit/loss mihoatra ny vidin'ny Stop loss threshold.Hitanao ny variable Total profit/loss eo ambanin'ny Analysis > Stats ao amin'ny Blocks menu eo ankavia. Hanohy mividy kontrat vaovao ny bot-nao mandra-pahatongan'ny vidin'ny Total profit/loss mihoatra ny vidin'ny Stop loss threshold.

‍

Mbola mila fanampiana ianao?

WhatsApp