Inona ny quick strategy?
Ny quick strategy dia paikady vonona ampiasainao amin'ny Deriv Bot. Misy quick strategy 3 azonao safidiana: Martingale, D'Alembert, ary Oscar's Grind.
Fampiasana quick strategy
- Mandehana any amin'ny Quick strategy ary safidio ny paikady tianao.
- Safidio ny asset sy ny trade type.
- Amboary ny trade parameters ary tsindrio Create.
- Rehefa voapetraka eo amin'ny workspace ny blocks, ovay ny parameters raha tianao, na tsindrio Run mba hanombohana ny trading.
- Tsindrio Save mba haka ny bot-nao. Azonao atao ny maka ny bot-nao ho ao amin'ny fitaovanao na ny Google Drive-nao.






