Inona ny Deriv MetaTrader 5 (Deriv MT5)?
Raha mbola tsy nohamarininao ny kaontinao, dia azonao havaozina ao amin'ny mombamomba anao, ao ambanin'ny fizarana « Momba anao », ireto antsipiriany manokana manaraka ireto:
Ireto ny atolony:
Raha efa nohamarininao ny kaontinao ary tianao havaozina ny adiresinao, dia tsy maintsy mifandray amin'ny ekipan'ny fanampiana ianao mba hanovana izany.
Ao amin'ny mombamomba anao, dia azonao jerena ihany koa ny sata ary havaozina ny:
Fitaovana trading mandroso Ampiasao ny tabilao mandalina, ny mari-pamantarana teknika, ny karazana baiko maro, ary ny paikady voadika ho amin'ny milina mba handinihana sy hitantanana ny trade-nao amin'ny fomba mahomby.
Mety ho an'ny mpitrade eo antenatenany sy manam-pahaizana izay maniry fifehezana bebe kokoa, fahaleovan-tena, ary fahalalinana amin'ny fandinihana ny sehatra ity.






