Ahoana no fomba hanovako ny password-ko amin'ny Deriv MT5?
Arahao ireto dingana ireto mba hamerenana amin'ny laoniny ny password-nao amin'ny Deriv MT5:
1. Mandehana any amin'ny kaontinao Deriv MT5.
2. Kitiho ny Details.
3. Kitiho ny Forgot password. Hangatahina ianao hampiditra password vaovao ho an'ny kaontinao Deriv MT5.
4. Handefa kaody fanamarinana ho any amin'ny mailakao izahay. Ampidiro ilay kaody fanamarinana mba hanamafisana ny famerenana ny password amin'ny laoniny.
5. Hisy efijery hiseho hanamafy fa tafita soa aman-tsara ny famerenana ny password-nao.
Afaka miditra amin'ny Deriv MT5 amin'ny password vaovaonao ianao izao.






