Ahoana ny fomba hidirana amin'ny kaontiko Deriv MT5?
Azonao atao ny miditra amin'ny kaontinao Deriv MT5 amin'ny alalan'ny MT5 desktop app, web terminal, na mobile app. Ilainao ny login ID sy ny anaran'ny server avy amin'ny dashboard Deriv MT5-nao. Azafady ampiasao ny password Deriv MT5-nao mba hidirana amin'ny Deriv MT5.






