Ohatrinona ny vola kely indrindra ilaina hanokafana toerana (position) amin'ny Deriv cTrader?
Miankina amin'ny marim-bola (margin) ilaina ho an'ny fananana (asset) tsirairay izany. Ho hitanao ny marim-bola ilaina ho an'ny fananana tsirairay alohan'ny hisokafan'ny toeranao (position).






