Inona ny kampania bonus 20 % ho an'ny tosika voalohany amin'ny Deriv MT5?
Raha mbola tsy nohamarininao ny kaontinao, dia azonao havaozina ao amin'ny mombamomba anao, ao ambanin'ny fizarana « Momba anao », ireto antsipiriany manokana manaraka ireto:
Ny bonus tosika MT5 dia kampania mandritra ny fotoana voafetra izay manome anao margin trading fanampiny rehefa mameno vola ny kaontinao Deriv MT5 voalohany.
Raha efa nohamarininao ny kaontinao ary tianao havaozina ny adiresinao, dia tsy maintsy mifandray amin'ny ekipan'ny fanampiana ianao mba hanovana izany.
Ao amin'ny mombamomba anao, dia azonao jerena ihany koa ny sata ary havaozina ny:
Ohatra, raha manampy 100 USD amin'ny kaontinao MT5 ianao, dia mandray bonus trading fanampiny 20 USD. Manome anao margin bebe kokoa hiasana amin'ny trading izany, saingy tsy azo esorina ny bonus mihitsy.
Anao manontolo ny tombony azonao avy amin'ny trading nampiasana ny bonus, ary azo esorina izany, arakaraka ny fepetra fanesorana vola mahazatra.






