Skip to main content

Azoko atao ve ny maka an-tsoratra (download) ny chart ao amin'ny Deriv Trader?

Eny, azonao atao ny maka an-tsoratra (download) ny chart ao amin'ny Deriv Trader (amin'ny endrika .csv sy .png) amin'ny fanindriana ny Download ao amin'ny toolbar eo ankavia.

‍

Mbola mila fanampiana ianao?

WhatsApp