Skip to main content

Margin calculator

Kajio ny fepetra momba ny margin ary fantaro ny renivola ilainao mba hanokafana position amin'ny CFD Forex, Stocks, Stock Indices, Commodities, ary Cryptocurrency alohan'ny hanaovanao trading.

Calculator

Haben'ny kontrata = -

Habin'ny pip = -

Leverage Miasa = -

Habin'ny teboka = -

Vokatra

Margin Ilaina

$

Ahoana ny fomba fikajy ny fepetra momba ny margin

Margin ilaina = Volume ÷ Effective leverage* ‍ * Ampiasao ny denominator amin'ny tahan'ny Effective leverage, 1 : XXXX. ‍ Kajiana araka ny formula manaraka ny Volume: ‍

Formula

Margin ilaina = Volioma ÷ Leverage miasa*

* Ampiasao ny denominator amin'ny tahan'ny Leverage miasa, 1 : XXXX.

Ny volioma dia kajiana araka ity formula manaraka ity:

  • Forex: Lots x Haben'ny kontrata x BSE/USD*
  • Hafa: Lots x Haben'ny kontrata x Vidin'ny fanatanterahana x QTE/USD**

*Ny BSE/USD dia ny tahan'ny fifanakalozana avy amin'ny vola fototra (BSE), antsoina hoe « Margin Currency » ao amin'ny MT5, ho any USD.

**Ny QTE/USD dia ny tahan'ny fifanakalozana avy amin'ny vola fanondroana (QTE), antsoina hoe « Profit Currency » ao amin'ny MT5, ho any USD.

Ohatra

Manao trading amin'ny 0,25 lots EUR/GBP ianao amin'ny leverage 1:1000. Ny tahan'ny fifanakalozana EUR ho any USD dia 1,10634.

27,66 USD no margin ilaina hisokafan'ilay tsangan'asa etsy ambony.

Fanamarihana: Sanda manakaiky ihany ireto ary hiovaova arakaraka ny leverage voafaritra ho an'ny kaontinao sy ny asset tiana hatao trading.

Ahoana ny fampiasana ny margin calculator an'ny Deriv

  1. Safidy ny trading instrument

    Safidio ny trading instrument-nao, na Forex, Stocks, Commodities, Crypto, na hafa.

  2. Ampidiro ny haben'ny position

    Ampidiro ny trading volume-nao amin'ny lots. Azonao ovaina koa ny vidin'ny asset mba hifanaraka amin'ny trading strategy-nao ny fikajiana.

  3. Jereo ny fepetra momba ny margin

    Jereo ny margin marina ilaina amin'ny trading instrument voafidinao.

Nahoana no tokony hampiasa ny margin calculator an'ny Deriv

Manampy anao hahafantatra ny margin ilain'ny trade tsirairay ny margin calculator an'ny Deriv, ary hikasa position fanampiny tsy hanao overexposition amin'ny kaontinao.

Alaviro ny risika margin call

Jereo ny margin ilaina alohan'ny hanokafana trade mba hampihenana ny risika hikatonan'ny position ho azy.

Fehezo ny haben'ny trade-nao

Kajio ny haben'ny position mifanaraka amin'ny renivola misy sy ny fahaizanao mizaka risika.

Tantanao ny position maro

Jereo ny margin lanian'ny trade tsirairay mba hahafahanao mikasa position fanampiny.

Calculator mifandraika amin'izy io

Pip calculator

Ovao ho vola dolara ny isan'ny pip amin'ny trade-nao. Kajio marina ny tombony na fatiantoka aterak'ny fihetsehan'ny vidiny tsirairay.

Swap calculator

Jereo izay ho lany na azonao amin'ny fitanana position mandritra ny alina. Kajio ny sara isan'andro mba hanapahan-kevitra raha mifanaraka amin'ny strategy-nao ny trade lava.

Valin'ny fanontanianao

Ny margin dia ny renivola ilaina hanokafana position leveraged. Tsy sara izy io, fa ampahany amin'ny volanao tazonina ho antoka izay ahafahanao mifehy position lehibe kokoa amin'ny renivola kely kokoa. Miovaova arakaraka ny karazana instrument, ny tahan'ny leverage, ary ny fikorontanan'ny tsena ny fepetra momba ny margin.
Ny margin dia ny vola ilaina hanokafana position. Ny leverage kosa dia ny multiplier izay mampitombo ny exposure-nao. Midika izany fa raha avo kokoa ny leverage, dia ambany kokoa ny margin nefa ambony kokoa ny risika.
Margin ilaina - Ny tahirim-bola kely indrindra ilaina hanokafana position Margin ampiasaina - Ny margin totaly voatokana amin'izao fotoana ho an'ny position misokatra Margin malalaka - Margin misy azo ampiasaina amin'ny position vaovao Margin level - Tahan'ny equity amin'ny margin ampiasaina (aseho amin'ny isan-jato) Raha trading amin'ny leverage ianao, miankina amin'ireto ny fepetra momba ny margin-nao: Instrument (ohatra, EUR/USD sy BTC/USD) Haben'ny trade (amin'ny lots na unit) Tahan'ny leverage (ohatra, 1:50, 1:100, 1:500)
Rehefa tsy milamina ny tsena, toy ny mandritra ny vaovao lehibe, dia mety miova haingana sy tsy hita mialoha ny vidiny. Mba hampihenana ny risika hamoizana vola betsaka, mety hampitombo vonjimaika ny margin ilaina hanokafana trade vaovao ny broker. Manampy izany hiantoka fa manana vola ampy hiatrehana ny fihetsehan'ny vidiny lehibe kokoa ny kaontinao.
Rehefa latsaky ny 100 % ny margin level, dia mahazo margin call ianao. Raha mitohy midina ny level, dia mety hokatonina ho azy ny position mba hiarovana ny kaontinao.
Ny broker sasany mampitombo ny fepetra momba ny margin alohan'ny faran'ny herinandro noho ny risika gap. Mijanona miasa kosa ny tsena crypto, ka mitazona ny fepetra margin mahazatra.
Tsy hisokatra ny trade-nao. Raha latsaky ny maintenance level ny margin misy amin'ny kaontinao, dia mety hisy margin call na position hokatonina ho azy avy aminay.

Miditra ho isan'ny trader maneran-tany maherin'ny 3 tapitrisa

Manokafa kaonty ao anatin'ny minitra vitsivitsy, ary manombohaa manao trading amin'ny tsena maneran-tany — forex, stocks, indices, sy ny maro hafa.

WhatsApp