Antony tokony hanaovana trading Turbo Options eo amin'ny Deriv
Ampitomboy ny payout avy amin'ny fihetsiketsehan'ny tsena
Mitombo ny payout azonao arakaraka ny ihemoran'ny vidiny lavitra ny sakana napetrakao.

Horaiso ny fihetsiketsehan'ny tsena
Mahazoa tombony amin'ny fiovan'ny vidiny haingana eo amin'ny tsena. Mety indrindra ho an'ny trading haingana sy mazava tapaka.

Trading haingana kokoa, fahafahana bebe kokoa
Fohy ny fe-potoana fahatongavana, izay midika fahafahana betsaka kokoa hanaovana trading sy hamaly ny fiovan'ny vidiny.

Ny fomba fiasan'ny Turbo Options
Mifidiana raha ambony kokoa (Miakatra) na ambany kokoa (Midina) noho ny sakana napetraka ny vidin'ny tsena. Mifanaraka amin'ny halavitry ny fihemoran'ny vidiny amin'ny lalana nofidianao ny payout azonao, ka mamela anao hahazo tombony na eo amin'ny fiakaran'ny tsena na eo amin'ny fidinany.
Valin'ny fanontanianao
Mety tianao koa
Safidy Digital (Digital Options)
Vinavinao ny vokatra ary mahazo payout raikitra raha marina ny vinavinanao.
Fantaro bebe kokoaAccumulators
Ampitomboy ny tombony mety azo amin'ny fitomboana compounding hatramin'ny 5% isaky ny tick.
Fantaro bebe kokoaVanilla
Mahazoa payout avo lenta raha marina ny vinavinanao mandritra ny fe-potoanan'ny kontrata.
Fantaro bebe kokoaMultipliers
Ampitomboy hatramin'ny 2.000 heny ny tombony mety ho azonao raha mifanaraka aminao ny fihetsiketsehan'ny tsena.
Fantaro bebe kokoa