Hiampita mankany amin'ny votoaty fototra

Multipliers

Ampitomboy hatramin'ny 4.000x ny tombony azo rehefa mandeha ao anatin'ny tombontsoanao ny tsena, ka ny fatiantoka azo dia voafetra amin'ny vola nampiasaina tamin'ny trade voalohany ihany.

Nahoana no tokony hi-trade Multipliers ao amin'ny Deriv

Tsy ilaina ny fanaraha-maso tsy tapaka

Farito ny haavon'ny multiplier-nao, ary ny rafitra no manara-maso ny trade arakaraka ny fihetsiky ny tsena.

Ampitomboy miaraka amin'ny fifehezana

Ampitomboy ny vokatra azo antenaina, fa ny vola nampiasainao voalohany ihany no risika andraisanao.

Fiharihariana lehibe indrindra

Ampiako ny fahatraranao – mi-trade volume lehibe kokoa amin'ny renivola kely kokoa.

Ahoana no fiasan'ny Multipliers

Safidio raha mihevitra ianao fa hiakatra ny vidiny (Miakatra) na hidina (Midina). Ny multiplier-nao no hanampy hampitombo ny tombony azo antenaina. Arakaraka ny fandehan'ny tsena mankany amin'ny lalana nambaranao, dia arakaraka izany koa ny payout azo antenaina.

Valin'ny fanontanianao

Voafetra amin'ny vola nampiasainao voalohany ny risikao, na dia mifanohitra amin'ny fomba fiasanao aza ny tsena.
Eny, azonao atao ny mamarana ny trade Multipliers rehefa tianao, mba hahafahanao mamaly ny fiovan'ny tsena.
Eny, azonao atao ny manomboka mi-trade Multipliers amin'ny vola kely, manomboka amin'ny 1 USD.

Angamba ho tianao koa

Safidy Digital (Digital Options)

Vinavinao ny vokany ary mahazoa payout raikitra raha marina ny vinavinanao.

Fantaro bebe kokoa

Accumulators

Ampitomboy ny tombony azo antenaina miaraka amin'ny fitomboana compounding hatramin'ny 5% isaky ny tick.

Fantaro bebe kokoa

Vanilla

Mahazoa payout avo raha marina ny vinavinanao ao anatin'ny fe-potoanan'ny kontrata.

Fantaro bebe kokoa

Turbos

Mahazoa payout raha marina ny vinavinanao ary mijanona ao anatin'ny sakana voafaritra ny vidiny.

Fantaro bebe kokoa

Midira ao amin'ny mpi-trade maneran-tany mihoatra ny 3 tapitrisa

Mamoròna kaonty ao anatin'ny ora vitsivitsy ary manombòha mi-trade amin'ny tsenan'izao tontolo izao — forex, stocks, indices, ary maro hafa.

WhatsApp