Nahoana no tokony hanao trade Accumulator Options ao amin'ny Deriv
Manaova trade rehefa mbola miandry ny hafa
Midira amin'ny toerana matanjaka rehefa mifanaraka amin'ny elanelana tsy miova ny fihetsiky ny vidina.

Mivoaha na oviana na oviana
Fehezo ny faharetan'ny toerana anananao — manomboka amin'ny tick voalohany.

Manaova trade amin'ny risika voafaritra
Amin'ny risika efa voafaritra mialoha, dia fantatrao foana ny fatiantoka mety hitranga alohan'ny hanaovanao trade.

Ahoana ny fiasan'ny Accumulator Options
Farito ny tahan'ny fitomboana eo anelanelan'ny 1–5 %, dia jereo raha mijanona ao anatin'ny elanelana voafaritra manomboka amin'ny vidin'ny spot teo aloha ny vidin'ny market. Mitombo haingana kokoa arakaraka ny fotoana ny payout-nao, mifanaraka amin'ny tahan'ny fitomboana nosafidianao. Tsarovy: raha avo kokoa ny tahan'ny fitomboana dia hery kokoa ny elanelana amin'ny fihetsiky ny vidina.
Voavaly ny fanontanianao
Mety ho tianao koa
Digital Options
Vinavino ny valiny ary mahazoa payout raikitra raha marina ny vinavinanao.
Fantaro bebe kokoaVanillas
Mahazoa payout ambony raha marina ny vinavinanao ao anatin'ny fe-potoanan'ny contract.
Fantaro bebe kokoaTurbos
Mahazoa payout raha marina ny vinavinanao ary mijanona ao anatin'ny sakana voafaritra ny vidina.
Fantaro bebe kokoaMultipliers
Ampitomboinao hatramin'ny 2.000 heny ny tombony mety ho azonao raha mihetsika mifanaraka amin'ny tombontsoanao ny market.
Fantaro bebe kokoa