Skip to main content

Aiza no ahitako ny antsipirihan'ireo API token-ko?

  1. Midira ao amin'ny api.deriv.com amin'ny kaonty Deriv anananao.
  2. Mankanesa any amin'ny Dashboard.
  3. Mankanesa any amin'ny tab API Token Manager; ho hitanao any ny lisitr'ireo API token rehetra mifandray amin'ny kaontinao, miaraka amin'ny antsipirihany toy ny anaran'ny token, karazana kaonty, sehatra fahefan'ny token (token scope), ary ny fotoana nampiasana azy farany.

Mila fanampiana ihany ve ianao?

WhatsApp