Vanillas
Mahazoa Payout ambony raha marina ny vinavinanao mandritra ny fe-potoanan'ny kontrata.
Trade VanillasAhoana ny fomba trading Vanillas?
Ny Vanillas dia ahafahanao mivinavina raha hihoatra na hihena noho ny vidiny fanombohana (strike price) ny vidin'ilay asset ifototra amin'ny fotoana hahataperan'ny kontrata (exit spot).
Call
Mahazoa Payout raha ambonin'ny vidiny fanombohana ny exit spot amin'ny fotoana hahataperan'ny kontrata.
Put
Mahazoa Payout raha ambanin'ny vidiny fanombohana ny exit spot amin'ny fotoana hahataperan'ny kontrata.
Fampahalalana fanampiny
Mahazo tombony ianao raha ambonin'ny Stake nataonao ihany ny Payout.
Azonao amidy ny kontratanao 60 segondra mialoha ny fotoana hahataperany. Raha manao izany ianao, dia haloanay anao ny sandan'ny kontrata.