Multipliers
Ampitomboy hatramin'ny 4.000 heny ny tombony azo antenainao, raha mivoaka mankamin'ny tombonao ny market.
Ivarotra MultipliersAhoana no fomba hivarotana amin'ny Multipliers?
Ny Multipliers dia ahafahanao mampitombo ny tombony na ny fatiantoka mety ho azonao, amin'ny alalan'ny fampiharana multiplier amin'ny fihetsiky ny vidin'ny asset.
Miakatra
Mahazoa tombony raha miakatra mihoatra ny vidiny fidirana ny vidin'ny asset, amin'ny fotoana anaovanao ny trade.
Midina
Mahazoa tombony raha midina ambanin'ny vidiny fidirana ny vidin'ny asset, amin'ny fotoana anaovanao ny trade.
Fampahalalana fanampiny
Misy kaomisiona raikitra alaina rehefa manokatra trade Multipliers ianao. Miovaova arakaraka ny sokajin'ny asset sy ny volatility ao amin'ny market ny vola alaina.
Mikatona ho azy ny trade-nao raha tratra ny haavon'ny Stop Out.
Azonao atao ny mitantana ny risika amin'ny alalan'ny endri-javatra toy ny Take Profit, Stop Loss, ary fanafoanana ny deal (raha misy izany).
Azonao akatona ny trade-nao amin'ny fotoana rehetra ilainao. Kanefa, mariho fa mety hisy fiantraikany amin'ny tombony farany ho azonao ny risika slippage.