Accumulators
Ampitomboy ny tombony mety ho azonao amin'ny fitomboana mitambatra (compounding growth) hatramin'ny 5 % isaky ny tick.
Trading AccumulatorsAhoana no fomba fanaovana trading amin'ny Accumulators?
Ny Accumulators dia mamela anao haminavina ny fetran'ny fihetsehan'ny index iray, ary mety hampitombo ny renivola voalohany nampiasainao amin'ny fomba mihamiakatra haingana, arakaraka ny tahan'ny fitomboana raikitra. Ny Payout azonao dia ny tontalin'ny renivola voalohany nampiasainao sy ny tombony. Mitohy mitombo izy io raha mijanona ao anatin'ny sisin-dalana (barrier range) voafaritra, manoloana ny vidin'ny spot teo aloha, isaky ny fotoana tsirairay. Raha mivoaka ny sisin-dalana ny vidin'ny spot, dia ho very ny renivola voalohany nampiasainao ary hifarana ny trade.
Take Profit
Farito ny Payout kendrena mba hanidiana ho azy ny kontraninao sy hiantohana ny tombonao (tsy misy amin'ny trade mandeha).
Azonao atao ny manidy ny trade-nao amin'ny fotoana rehetra. Kanefa, mitandrema ny risika slippage.