Nahoana ianao tokony hanao Trade Basket Indices miaraka amin'ny Deriv
Saram-pifampiraharahana ambany kokoa
Tsitsio ny spreads sy ny kaomisiona amin'ny alalan'ny trading-na vola maromaro ao anatin'ny tranga iray.

Fahitana samihafa
Trade-o ao anaty tranga iray ny fitambaran'ny vola, samy mitovy lanja avokoa ao anatin'ilay basket.

Endri-pitantanana risika
Ampiasao ny stop loss, take profit, ary ny fiarovana balance tsy misy sisin-tany, mba hiarovana ny renivolanao.

Izay atolotray
Gold Basket
Amin'ny Gold Basket, dia afaka manao hedge amin'ny volamena manohitra vola iraisam-pirenena dimy, amin'ny trade iray monja.
Forex Basket
Ny forex baskets dia mandrefy ny lanjan'ny vola lehibe iray miohatra amin'ny basket misy vola iraisam-pirenena dimy.
Fantaro ny Basket Indices-nay
Fitaovana | Habeny ny contract | Vola fototra | Habe kely indrindra | Fetran'ny Vol | Spread kely indrindra | Spread tanjona amin'ny % | Leverage mahomby indrindra | Margin ilaina (%) | Swap lava (pts) | Swap fohy (pts) | Ora trading (gmt) |
|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|
AUD Basket | 100 | USD | 0,01 | 10 | 0,165 | 0,03% | 1:1000 | 0,10% | -3,00 | -1,00 | Alatsinainy 00:00 - Zoma 20:55 GMT |
Boom 100 Index | 1 | USD | 0.1 | 160 | 7.375 | 0.01% | 1:3000 | 0.03% | -5.00 | -5.00 | Alahady 00:00 - Sabotsy 24:00 GMT |
Boom 1000 Index | 1 | USD | 0.2 | 250 | 1.2705 | 0.01% | 1:600 | 0.17% | -23.00 | -23.00 | Alah 00:00 - Asab 24:00 GMT |
Boom 150 Index | 1 | USD | 0.5 | 1300 | 0.1207 | 0.00% | 1:2000 | 0.05% | -5.00 | -5.00 | Alahady 00:00 - Sabotsy 24:00 GMT |
Boom 200 Index | 1 | USD | 0.1 | 130 | 7.615 | 0.01% | 1:2000 | 0.05% | -6.00 | -6.00 | Alahady 00:00 - Sabotsy 24:00 GMT |
Boom 300 Index | 1 | USD | 0.5 | 1000 | 0.488 | 0.11% | 1:100 | 1.00% | -36.00 | -36.00 | Alahady 00:00 - Sabotsy 24:00 GMT |
Boom 50 Index | 1 | USD | 0,1 | 200 | 0,8818 | 0,00% | 1:4000 | 0,03% | -3,50 | -3,50 | Alahady 00:00 - Sabotsy 24:00 GMT |
Boom 500 Index | 1 | USD | 0.2 | 500 | 0.413 | 0.01% | 1:400 | 0.25% | -23.00 | -23.00 | Alahady 00:00 - Asabotsy 24:00 GMT |
Boom 600 Index | 1 | USD | 0.2 | 470 | 0.489 | 0,01 % | 1:400 | 0,25 % | -23,00 | -23,00 | Alahady 00:00 - Sabotsy 24:00 GMT |
Boom 900 Index | 1 | USD | 0.2 | 340 | 0.659 | 0.01% | 1:400 | 0.25% | -20.00 | -20.00 | Alahady 00:00 - Asabotsy 24:00 GMT |
Mifototra amin'ny angon-drakitra trading farany azo ampiasaina ny fampahalalana ary mety tsy maneho ny fepetra trading amin'izao androany. Mety hisy fahasamihafana ny tolotra arakaraka ny tranga trading.
Ahoana ny fomba hanaovana Trade Basket Indices eo amin'ny Deriv
CFD
Vinavinao ny fihetsiky ny vidin'ny Basket Indices amin'ny alalan'ny leverage avo lenta sy famantarana ara-teknika mandroso.

Options
Vinavinao ny fironan'ny tsenan'ny Basket Indices nefa tsy misy risika mihoatra ny stake voalohany nataonao.


